reggae session

Rasta fanahy !


reggae session

# Posté le mercredi 28 mai 2008 19:42

zezozy !!!

f'aiza foana ary zezozy mbola tsy tonga foana? nefany ato misy akanjo milay be
, spartiates plastiques, sy cabas ngozabe pour mettre tous les kébabs pour les Jiosy !
Sady za efa antitra ihany miandry eto ... efa 20 taona zay...
zezozy !!!

# Posté le mercredi 28 mai 2008 19:39

matory be ny zanako malala...

matory be ny zanako malala...
Après une bataille de couettes, après des racontages de vie à ne pas en finir, dodo profond....
11h !!! "aaaaah putin, maraina sahady ny andro lety e", Miara zany mbola matory beu otran katsatsaka etsy....
"ôrty a, mifoaza amzay ka! za maika andé anao shoppin'..." (otran' lé andé hitsoka reny lé akanjo).

# Posté le dimanche 25 mai 2008 18:34

P.A.F version Zesosy

El c une Paf innocente!! zah nge kia mbo fan anio talou e!!! fa nanao relooking extreme ono izy io d lasa manja!!!

# Posté le samedi 10 mai 2008 16:21